📅26 Jona 2026
📍Antsirabe-Faritra Vakinankaratra
🎯Fintina an-tsary ny fankalazana ny faha 66 taona niverenan’ny Fahaleovantena tao amin’ny Faritra Vakinankaratra.Anisany nandray anjara feno tamin’izany fankalazana izany ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Vakinankaratra🇲🇬🇲🇬
#fifanajana#FiarahaMientana