📆26 Jona 2026
📍Toamasina-Faritra Atsinanana
🎯Fintina an-tsary ny fankalazana ny faha 66 taona niverenan’ny Fahaleovantena tao amin’ny Faritra Atsinanana.Anisany nandray anjara feno tamin’izany ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Atsinanana🇲🇬🇲🇬
#fifanajana#FiarahaMientana