๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Š๐Ž๐‹๐ˆ๐Š๐Ž๐‹๐˜, ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐๐“๐’๐Ž๐€๐’๐๐˜ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜
๐‘ณ๐’‚๐’‘๐’‚๐’’๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’
[๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚- 30 jona 2026]
โž–๏ธMiatrika fanombanana roa i Madagasikara amin’ity volana jolay ity: fanombanana momba ny ady amin’ny kolikoly sy fanombanana momba ny ady amin’ny famotsiam-bola sy fampiasam-bola amin’ny asa fampihorohoroana.
Nanomboka androany ny fanombanana mahakasika ny ady amin’ny kolikoly, izay nosokafana teny Ivandry.
๐Ÿ—ฃNy Praiminisitra RAJAONARISON Mamitiana, dia nampahatsiahy ny tenin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, izay nanipika hatrany fa ho an’ny tombontsoan’ny vahoaka malagasy ny Fanavaozana. Ary fototra ao anatin’izany ny fitantanana miady amin’ny kolikoly, miady amin’ny famotsiam-bola, ary ny fanadiovana ny fandraharahana eto Madagasikara.
โœ”๏ธMiady amin’ny kolikoly i Madagasikara satria misy tombontsoa tiana ho azo ao, hoy ny Praiminisitra. Hifantoka amin’ny fisorohana ny kolikoly sy ny famerenana amin’ny fanjakana, ny vola azo amin’ny fandikan-dalร na rahateo, ity tombana tanterahin’ny firenena rahavavy, Tanzanie sy Djibouti ity, izay tarihin’ny avy ao amin’ny ONUDC. Nataon’ny Lehiben’ny Governemanta, ohatra araka izany, ny fahafahana mampiasa ireo fiara nogejain’ny ARAI (Agence de Recouvrement des Avoirs Illicites). Efa misy ireo sampan-draharaham-panjakana afaka mampiasa ireo fiara ireo hanatanterahana ny asany.
โš ๏ธHentitra ny Praiminisitra nilaza fa isika ihany no miantoka ny ady amin’ny kolikoly eto amintsika satria isika Malagasy no hahazo tombontsoa amin’izany. Rehefa misy, kosa ny tsy ampy amin’ny ho enti- manana vao itadiavana fanohanana.
Nentaniny ireo tompon’andraikitra voakasiky ny fanaovana tombana, mba ho sahy hanambara ny tsy mety. Fifanakalozan- kevitra rahateo no hatao fa tsy fanadinana. Ary fomba fijery tena mahitsy sy marina no nangatahiny avy amin’ireo mpanao tombana.
๐—ก๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ