Catégorie  Uncategorized

DINIDINIKA HO FANAINGANA NY TOEKARENA

DINIDINIKA HO FANAINGANA NY TOEKARENA Hoy ny Minisitry ny Indostria sy ny Fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina,Andriniaina Rasoarahona nandritra ny lahateninyMiainga amintsika olom-pirenena rehetra ny fiovana mba hahafahana mitondra fanovana.Ny drafitr’asa hivoaka mandritra ny dinika dia: hanomezana lanja bebe kokoa…

𝗙𝗙𝗞𝗠: FOTOAM-BAVAKA HO FANOKAFANA NY HERINANDRO FIARAHA-MIVAVAKA SADY IVON’NY FANKALAZANA FAHA-45 TAONAN’NY FFKM

𝗙𝗙𝗞𝗠: FOTOAM-BAVAKA HO FANOKAFANA NY HERINANDRO FIARAHA-MIVAVAKA SADY IVON’NY FANKALAZANA FAHA-45 TAONAN’NY FFKM Katedraly Andohalo.18 JANOARY 2026Filohan’ny Fanavaozana,Colonel Randrianirina nandray fitenenana momba ny Fikaonandoham-pirenena: Manantena anareo filoham-piangonana 4 mirahalahy ny Malagasy mba ho olona tena tia tanindrazana no apetraka hikarakara…

FANOMPOAM-PIVAVAHANA FITONDRANA AM-BAVAKA NY FILOHAN’NY FJKM SY NY ANKOHONANY ARY FANGATAHAM-PITAHIANA HO AN’NY TAOM-PIASANA 2026.

FANOMPOAM-PIVAVAHANA FITONDRANA AM-BAVAKA NY FILOHAN’NY FJKM SY NY ANKOHONANY ARY FANGATAHAM-PITAHIANA HO AN’NY TAOM-PIASANA 2026. 18 JANOARY 2026 Coliséum Antsonjombe Hoy ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta Herintsalama Rajaonarivelo nandritra ny lahateniny:Mifameno ny andraikitry ny Fiangonana sy ny Fitondram-panjakana eo amin’ny fitantanana…

𝐅𝐀𝐍ORENANA SY FANAVAOZANA :Vonona hitondra ny traikefany i Torkia

𝐅𝐀𝐍ORENANA SY FANAVAOZANA :Vonona hitondra ny traikefany i Torkia 𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 15 Janoary 2025Lapan’i Mahazoarivo Fihaonan’ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy sy ny ambasadaoron’nyRepoblikan’i Torkia miasa sy monina eto amintsika, Andriamatoa Ishak Ebrar Çubukçu ary natrehan’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny…

Nigadona tao Abu Dhabi hiatrika ny « Herinandron’ny Fampandrosoana Lovainjafy » ny Filohan’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika.

 Nigadona tao Abu Dhabi hiatrika ny « Herinandron’ny Fampandrosoana Lovainjafy » ny Filohan’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika.  Ivon’ity fihaonana ity ny mahakasika ny angovo azo havaozina  Ny Cheikh Mohammed bin Rashid Al Maktoum,Lefitry ny Mpanjaka,Praiminisitra Lefitry sady Minisitry ny Fitantanam-bola ao…

Lapam-panjakana Ambohitsirohitra

𝟏𝟎 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 Lapam-panjakana Ambohitsirohitra𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐨𝐥𝐨𝐚𝐥𝐢𝐧𝐝𝐚𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 .

Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny Minisi-panjakana

       Dingana iray ao anatin’ny Fanavaozana ny Repoblika ny Fikaonandoham-pirenena.Ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika dia efa nanomboka ireo dinika SAVARANONANDO teny anivon’ny Faritra miisa 10 nanomboka ny volana desambra 2025.Vinavinaina hifarana alohan’ny faran’ny taona…

Fitsidihan’ny Ambasadaoro Sinoa

Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika, Me Hanitra Razafimanantsoa, ny ambasadaoro Sinoa miasa sy monina eto amintsika Son Excellence, Monsieur Ji Ping.  Nanambara moa ity farany fa vonona ny fanjakana Sinoa hanohana ara-teknika ny…