Catégorie  Uncategorized

𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐲 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐀𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝟐𝟎𝟐𝟔

Tsy natao hahakivy ny tsikera maro sy ny fanenjehana « Taonan’ny asa ity taona 2026 ity », hoy ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, RANDRIANIRINA Michaël, raha nandray ireo tomponandraiki-panjakana sy lehiben’ny Andrimpanjakana ny alatsinainy 5 Janoary 2026. Araka ny fomba fanao rehefa…

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔, 𝐋𝐀𝐏𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐀𝐕𝐎𝐋𝐎𝐇𝐀

Miantso fifanampiana sy fifampitokisana « … Asa lehibe sady goavana no miandry antsika satria tery ny fotoana, isika anefa tsy maintsy mandroso malaky … » hoy ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kolonely RANDRIANIRINA Michaël, nandritra ny fananganan-tsaina izay notanterahina teny amin’ny…

𝐋𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐂𝐈 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨.

𝐋𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐂𝐈 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨. Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fikaonan-doham-pirenena teny amin’ny CCI Ivato ny Mpanolotsaina avon’ny Fanavaozana ny Repoblika, Andriamatoa ZAFITASONDRY RANOELSON Marcellin, izay nisolo tena ny Filoham-panjakana, notronon’ireo Mpanolotsaina avo mirahalahy, Andriamatoa RAMPANARIVO Solofoniaina Thierry…

FAMPITAM – BAOVAO

Nanapa – kevitra ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika fa omena tambim – pankasitrahana ireo mpiasam – panjakana tsirairay avy. Efa niarahan’ny Vahoaka Malagasy manontolo naheno ireo fanambarana nifanesy nataon’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika mikasika ny fahasahiranana lalina mianjady amin’ireo mpiasam…

Miasa ho an’ny vahoaka ny Ministera

Ireo nisongandina nandritra ny dian’ny delegasiona notarihin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny fanavaozana: Notokanana ny ivotoerana fifantenana sy fanodinana fako: fanavaozana mifototra amin’ny fanajana ny sy fiarovana ny tontolo iainana no ajoro Ho fanomanana ny fikaonandohampirenena: nihaona…

Ireo dingana ho lalovana hanomanana ny fikaonandohampirenena

Un chronogramme plus détaillé du processus de concertation nationale livré. La ministre d’Etat en charge de la Refondation, Hanitra Razafimanantsoa partage aux députés les différentes étapes par lesquelles le pays doit passer avant les élections. Pour l’instant, elle indique que…

DINIDINIKA SAVARANONANDO: nitohy tao Tsiroanomandidy

Ao anatin’ny fanomanana ny fikaonandohampirenena, nisongadina faZava-dehibe ny andraikitry ny Ray aman-dreny ara-panahy (FFKM), saingy tsy azo odian-tsy hita koa anefa ireo raiamandreny ara-drazana sy ny avy amin’ny fiangonana zandrinytsy azo tsinontsinoavina ireo vahoaka eny ifotony anatin’ny fakan-kevitraTokony ho ara-drariny…

Dinika savaranonando: nitohy tao Antsiranana

Dinika savaranonando: nitohy tao Antsiranana Foibem-paritry ny Minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina Fotoana iray nentina hanomanana ny fikaonandohampirenena ka distrika 5 no voasolo tena tao. Ankoatra ny fanomanana dia efa nandroso hevitra sahady ireo mpandray anjara indrindra Ny fanovana ny…

Dinika savaranonando mikasika ny fikaonan-doha

Dinika savaranonando mikasika ny fikaonan-doha Nanantanteraka ny dinika savaranonando mikasika ny fikaonan-doha teny Miarinarivo fartitra Itasy ny delegasion’ny Minisiteram-panjakana notarihin’ny Sekretera Jeneraly Herimanjakatahina Laza, izay nisolo tena an’i Ramatoa Minisi-panjakana.Navitrika tokoa ny fandraisananjaran’ny hery velona rehetra, nisy ireo izay nitondra…

« 𝐑𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐚. »

« 𝐑𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐚. » « 𝐈𝐫𝐞𝐨 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐤𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚. »Anisan’ny hevi-dehibe nivoitra tamin’ny lahatenin-dRamatoa Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana ireo. Lahateny nandritran’ny fotoam-bavaka, nokarakarain’ny FFKM…