𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐢𝐫𝐨

𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐢𝐫𝐨 Naseho teny amin’ny Oniversiten’ Antananarivo ny fanovana nentina teo amin’ny lafiny angovo.Iray volana katroka no nahatongavan’ny fitaovana famokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro izay natolotry ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika. Fitaovana natao hanalana fahasahiranan’ny mpianatra sy…









