Catégorie  Uncategorized

𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧’𝐧𝐲 « 𝐂𝐨𝐚𝐥𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐠𝐚𝐜𝐡𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥’𝐄𝐝𝐮𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐬 » (𝐂𝐎𝐍𝐀𝐌𝐄𝐏𝐓) 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐂𝐈 𝐈𝐕𝐀𝐓𝐎.

𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧’𝐧𝐲 « 𝐂𝐨𝐚𝐥𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐌𝐚𝐥𝐠𝐚𝐜𝐡𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥’𝐄𝐝𝐮𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐬 » (𝐂𝐎𝐍𝐀𝐌𝐄𝐏𝐓) 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐂𝐈 𝐈𝐕𝐀𝐓𝐎. Nanatrika sy nanokatra tamin’ny fomba ôfisialy ny fikaonandoha ho an’ny fampianarana sy fanabeazana, ny Mpanolotsaina Avo eo anivon’ny Fiadidiana ny…

Fihaonana tamin’ny KTM SAVA

Fihaonana tamin’ny KTM faritra SAVA Nihaona sy nifanakalo hevitra tamin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, ny solotenan’ny KMT avy ao amin’ny Faritra SAVA ny Alakamisy 13 Novambra 2025. Nitondra sosokevitra hoentina manatanteraka ny…

𝐅𝐚𝐦𝐨𝐧𝐠𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐦𝐚𝐧𝐨𝐭𝐚

𝐅𝐚𝐦𝐨𝐧𝐠𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐦𝐚𝐧𝐨𝐭𝐚 Manoloana ny toe-javatra mitranga ankehitriny sy ny fitakian’ny vahoaka mba hamerana ny tombontsoa azon’ireo tomponandraikim-panjakana sy politika, ary ny fanenjehana ireo tsimatimanota ; dia ampahatsiahivina fa Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, dia nampita toromarika mazava ho an’ny Mpitahiry…

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 Natao androany, teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana, ny fanambaram-pananana ho an’ny mpikambana rehetra ao amin’ny governemanta.Anisan’ny nahavita izany ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa.

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐅𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐅𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀 Tonga nihaona tamin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany, ny delegasiona avy amin’ny Vondrona Afrikanina notarihan’Andriamatoa Mahamoud Youssouf, Filohan’ny Vaomieran’ny Vondrona Afrikanina, ary natrehan’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Malagasy, Ramatoa Razanamahasoa Christine.Nifampidinika ny roa…

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑 Antananarivo, 08 Novambra 2025Midadasika sy mankadiry ny asa andrasana amin’ny Ministeram-panjakana.Eo am-pandrafetana ny Stratejia Nasionaly sy isan-tsehatra miampy ny paikady hanatanterahana izany. Fandrafetana miaraka amin’ireo Andrimpanjakana mpanatanteraka sy ireo rafitra hafa.Anisan’ny singa lehibe iray tsy maintsy…

𝐊𝐅𝐈𝐌𝐀 : 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐒𝐎-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀

𝐊𝐅𝐈𝐌𝐀 : 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐒𝐎-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 Tonga nitsidika sy nifanakalo hevitra tamin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, ny solotena vitisvitsy avy amin’ny Komity Fanovana Ifotony eto Madagasikara na KFIMA. Nitondra ny fahitany ny…

𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑 – 𝐎𝐈𝐅 : 𝐕𝐎𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐑𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐒𝐀

𝐌𝐄𝐏𝐂𝐑 – 𝐎𝐈𝐅 : 𝐕𝐎𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐑𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐒𝐀 Tonga nitsidika tamim-pomba fanajana ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitriniaina Razafimanantsoa, ny solotenan’ny Vondrona iraisan’ireo firenena mampiasa amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay – OIF aty…

𝐋𝐚𝐤𝐞 𝐕𝐢𝐥𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚

𝐋𝐚𝐤𝐞 𝐕𝐢𝐥𝐥𝐚𝐠𝐞 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 Nampiseho fahavononana hamaha ny olana sedrain’ny mpianatra mahakasika ny trano fonenana eo anivon’ny Anjerimanontolo ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara.Notolorana ho fonenan’ny mpianatra eo anivon’ny Anjerimanontolo izay eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana…

𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐢𝐫𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐬𝐚𝐝𝐚𝐨𝐫𝐨𝐧’𝐢 𝐉𝐚𝐩𝐚𝐧𝐚

𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐢𝐫𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐀𝐁𝐄́ 𝐊𝐨𝐣𝐢, 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐬𝐚𝐝𝐚𝐨𝐫𝐨𝐧’𝐢 𝐉𝐚𝐩𝐚𝐧𝐚, 𝐦𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐍𝐨𝐬𝐲 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐨𝐫𝐨 Ao anatin’ny famaranana ny fotoam-piasany, izay naharitra telo taona teto Madagasikara, dia nanao fitsidihana ara-pirahalahiana an’Andriamatoa Michaël RANDRIANIRINA, Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara…