Catégorie  Uncategorized

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 « 𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀𝐈 »

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 « 𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀𝐈 » 𝟐𝟗 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔𝐊𝐢𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐁𝐚𝐫𝐞𝐚 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 « 𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀𝐈 » Anisan’ny laharam-pahamehana ao anatin’izao Fanavaozana izao ny fampananana asa ny tanora ka omena fiofanana maimaimpoana mandritra ny 15…

FIHAONANA ARA-TEKNIKA NIARAHANA TAMIN’NY SOLONTENAN’NY SADC

FIHAONANA ARA-TEKNIKA NIARAHANA TAMIN’NY SOLONTENAN’NY SADC 29 JANOARY AmbodivonaFIHAONANA ARA-TEKNIKA NIARAHANA TAMIN’NY SOLONTENAN’NY SADC Ireo teknisiana eo anvion’ny MInisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika no nihaona tamin’ireo iraka avy amin’ny SADC androany. Lohahevitra maromaro no nifampidinihina toy ny:Tetiandrofahafahana…

AMBOHIMANGAKELY

AMBOHIMANGAKELY 28 JANOARY AMBOHIMANGAKELYJakoba 1:27 « Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan’Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin’ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin’izao tontolo izao ».Tonga nitondra ny teny…

Journée internationale de la protection des données personnelles

Journée internationale de la protection des données personnelles 28 JANOARY ANOSY Fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho fiarovana ny angon-drakitra (Journée internationale de la protection des données personnelles) notarihin’ny Commission Malagasy de l’Informatique et des Libertés (CMIL) sy ireo mpiara-miombon’antoka.Nivoitra ny…

ASSOCIATION DES DIPLÔMÉS EN HAUTES ETUDES EN ADMINISTRATION (ADHEA): HANATANTERAKA FIKAONANDOHA NY 25 KA HATRAMIN’NY 27 FEBROARY

ASSOCIATION DES DIPLÔMÉS EN HAUTES ETUDES EN ADMINISTRATION (ADHEA): HANATANTERAKA FIKAONANDOHA NY 25 KA HATRAMIN’NY 27 FEBROARY 28 JANOARY ANTANINARENINA Fihaonan’ny mpikambana ao anatin’ny ADHEA sy ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny RepoblikaFampahafantarana ny teti-panoroana ny Fikaonandohan’ny Mpahay…

FIHAONAN’NY MINISI-PANJAKANA SY NY IRAKA MANOKANA MOMBA NY FIFIDIANANA AVY AMIN’NY FIRENENA MIKAMBANA

FIHAONAN’NY MINISI-PANJAKANA SY NY IRAKA MANOKANA MOMBA NY FIFIDIANANA AVY AMIN’NY FIRENENA MIKAMBANA 28 JANOARY 2026ANTANINARENINANoraisin’ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana, Me Hanitra RAZAFIMANANTSOA androany ny delegasiona notarihin’Atoa Anthony Ngororano, Mpandrindra maharitra ao amin’ny Rafitry ny Firenena Mikambana (SNU)…

FIVORIAN’IREO MPIARA-MIOMBON’ANTOKA EO AMIN’NY SEHATRY NY FAMBOLENA

FIVORIAN’IREO MPIARA-MIOMBON’ANTOKA EO AMIN’NY SEHATRY NY FAMBOLENA 26 JANOARY 2026ANTANIMENAMpikarakara: Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola niaraka tamin’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana.Mpandray anjara: ny mpiaramiombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, Minisitera isan-tsokajiny ary voasolo tena tao ihany koa ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny…