Catégorie  Uncategorized

FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA

FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA Janoary Foibem-pandrindrana ny BNGRCNidina ifotony teny amin’ny Foiben’ny BNGRC Antanimora ny Praiminisitra,lehiben’ny Governemanta Herintsalama Rajaonarivelo sy mpikambana sasantsasany ao anatin’ny Governemanta ka anisan’izany ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa Nijery ny fomba…

ANTSO HO AN’NY FANAMPIANA IRAISAM-PIRENENA

ANTSO HO AN’NY FANAMPIANA IRAISAM-PIRENENA Governemantan’i Madagasikara, Rafitry ny Firenena Mikambana ary ny Vondrona miahy ny maha-olonaAntony: fanohanana ny fanampiana ny maha-olona any amin’ireo distrika voakasiky ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny Faritra Atsimo sy Atsimo Atsinanana Famonjena aina sy fiarovana…

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA FYTIA

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA FYTIA 31 Janoary 202603 ora tolakandroTao amin’ny Kaominina Mahazoma, Distrikan’i Maevatanana no misy no foiben’ilay rivodoza FYTIA Mihena hatrany ny heriny.Tombanana hivoaka any an-ndranomasina kosa izy rahampitso maraina, any amin’ny faritra Atsinanana.

𝗡𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗘𝗧𝗬 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗦𝗢𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔 𝗜𝗟𝗔𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗙𝗬𝗧𝗜𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 04𝗢𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗦𝗔𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗢

𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗧 𝗡𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗘𝗧𝗬 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗦𝗢𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔 𝗜𝗟𝗔𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗙𝗬𝗧𝗜𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 04𝗢𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗦𝗔𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗢FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA| 31 Janoary 2026 – 05 ora maraina Niditra an-tanety tao amin’ny distrikan’i Soalala ilay rivodoza FYTIA tamin’ny 04 ora sy sasany…

𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 : 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐅𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀

𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 : 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐅𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀 𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐[𝑭𝒂𝒉𝒂-30 𝒋𝒂𝒏𝒐𝒂𝒓𝒚 2026]Nanasongadina ny fahatsapany ny asa mivaingana nataon’ny fitondram-panjakana malagasy sy ny governemanta manontolo tao anatin’izay telo volana niasany izay ny iraky ny Vondrona Afrikanina notarihin’ Andriamatoa Mohamed…