MCR
Ministรจre en Charge de la Refondation
MCR
Ministรจre en Charge de la Refondation
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐-๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐ ๐๐๐๐๐
๐ณ๐๐๐๐’๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
[๐ญ๐๐๐-25 ๐๐๐๐ 2026]
Namaly ny fanasana nataon’ny fitondrana fanavaozana ny Filohan’ny Repoblikan’i Kenya, William Somoei Ruto ka nitsena azy teny am-pahatongavana ny Praiminisitra RAJAONARISON Mamitiana, io takariva io, teny amin’ny seranam-piaramanidina Iraisampirenena Ivato.
Tonga eto Antananarivo ny delegasiaona tarihin’ny Filoha kenyana, hanatrona antsika amin’ny fety fanamarihana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara.
๐ก๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ