🗓️15 Aprily 2026
📍Maibahoaka Ivato
Fikaonandohanam-pirenen’ny tanora: miatrika fanofanana ho an’ny mpampiofana ireo talem-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena sy ireo talem-paritra misahana ny fanavaozana
🎯Fanofanana entina hanomanana ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny tanora eny anivon’ny kaominina, distrika sy faritra
👉Ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena no nitarika ny fanofanana.
🗣️Ny Tale jeneraly mpandrindra ny fanavaozana , Atoa Ralevason Hary Tiana eo anivon’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana kosa dia nizara ireo fanamby ho an’ny fikaonandoham-pirenena.
🤝Apetraka ihany koa ny paikady entina hampahomby ny fiaraha-miasa eo amin’ireo Minisitera roa tonta.
🟢Mandritra ny fikaonandoha dia malalaka ny fanehoan-kevitra sy ny fitondrana vahaolana ho an’ny olom-pirenena ka inona àry no anjaranao tanora?
#mcr#𝐅𝐢𝐤𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚#Fanavaozana
#𝐅𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚#𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚_𝐦𝐢𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚#𝐅𝐢𝐧𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚