FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 11 Febroary 2026 – 10 ora maraina

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 11 Febroary 2026 – 10 ora maraina Tamin’ny 09 ora maraina teo dia tao amin’ny Kaominina Kiranomena, distrikan’i Fenoarivobe no nisy ny foiben’i GEZANI. Nihena hatrany ny heriny. 45 km/ora ny rivotra miaraka aminy,…




