
Notantetahana androany tetsy amin’ny EKAR Masindahy François Xavier Antanimena ny fanompoam-pivavahana famaranana ny komity foibe faha-47 sy Fihaonamben’ny FFKM izay nampivondronana ireo Fiangonana sy niresahana mahakasika ny Fikaonandoham-pirenena.
21 May 2026EKAR AntanimenaNotantetahana androany tetsy amin’ny EKAR Masindahy François Xavier Antanimena ny fanompoam-pivavahana famaranana ny komity foibe faha-47 sy





