06 Martsa 2026 Lapan’ny fanatanjahan-tena sy ny kolontsaina Mahamasina

🗓️06 Martsa 2026 📍Lapan’ny fanatanjahan-tena sy ny kolontsaina Mahamasina ✅Nitohy androany teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny hetsika hanamarihana ny andron’ny vehivavy. Ity fotoana androany ity dia nentina indrindra hanentanana momba ny zon’olombelona, ny zon’ny vehivavy ary ny zon’ny ankizy…









