Catégorie  Uncategorized

𝟎𝟗 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐬𝐢𝐫𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐥𝐨𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞 𝐫𝐨𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲, 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐞𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐩𝐨̂𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨𝐞𝐧𝐭𝐢-𝐦𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐨𝐢𝐳𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐢𝐤𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐲. 𝐍𝐨𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐤𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐢𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲…

𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮

𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝘊𝘊𝘐 𝘐𝘝𝘈𝘛𝘖, 𝘧𝘢𝘩𝘢 10 𝘮𝘢𝘳𝘴𝘢 2026Nifarana androany ny Dinika ho Fanaingana ny Toekarena, izay nanamarika indrindra ny andro natokana ho an’ny fanolorana ny vokatry ny adihevitra sy soso-kevitra nivoitra nandritra ireo…

𝙁𝙄𝙆𝘼𝙊𝙉𝘼𝙉𝘿𝙊𝙃𝘼𝙈-𝙋𝙄𝙍𝙀𝙉𝙀𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 : 𝙉𝘼𝙏𝘼𝙊 𝙉𝙔 𝙑𝘼𝙇𝘼𝙉𝘿𝙍𝙀𝙎𝘼𝙆𝘼 𝙃𝙊 𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙈𝙋𝘼𝙉𝘼𝙊 𝙂𝘼𝙕𝙀𝙏𝙔, 𝙉𝙄𝙎𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙏𝙎𝙊 𝘼𝙑𝙊 𝙃𝙊 𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼

𝙁𝙄𝙆𝘼𝙊𝙉𝘼𝙉𝘿𝙊𝙃𝘼𝙈-𝙋𝙄𝙍𝙀𝙉𝙀𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 : 𝙉𝘼𝙏𝘼𝙊 𝙉𝙔 𝙑𝘼𝙇𝘼𝙉𝘿𝙍𝙀𝙎𝘼𝙆𝘼 𝙃𝙊 𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙈𝙋𝘼𝙉𝘼𝙊 𝙂𝘼𝙕𝙀𝙏𝙔, 𝙉𝙄𝙎𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙏𝙎𝙊 𝘼𝙑𝙊 𝙃𝙊 𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 Nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nokarakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahatena androany 09 Martsa 2026 tao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny…

Ry Tanora Malagasy, fotoana izao, mila antsika i Madagasikara!

Ho avy tsy ho ela ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenen’ny Tanora ho an’ny Fanavaozana.Sehatra iray ahafahan’ny tanora maneho hevitra mifampizara traikefa ary mandray anjara amin’ny fananganana ny hoavin’i Madagasikara. Lanonam-panokafana ny amin’ny alarobia izao. Ny fakan-kevitra isamparitra sy isaky ny kaominina…

 8 Martsa 2026

Ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa sy ireo vehivavy rehetra mpiara-miasa aminy dia faly miarahaba antsika vehivavy rehetra noho izao fanamarihana ny andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny vehivavy izao.  Mila maka ny toerany ny vehivavy amin’izao…

FAMELABELARAN-KEVITRA : « 𝐹𝑎𝑚𝑝𝑖𝑠𝑒ℎ𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑎𝑛𝑗𝑎𝑟𝑎 𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑘𝑖𝑡𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑣𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑙𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑑𝑟𝑖𝑎𝑚𝑝𝑎ℎ𝑎𝑙𝑒𝑚𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 »

07 martsa 2026Efitrano fivoriana, Kianja BAREA Mahamasina Famelabelaran-kevitra no nentina nanohy ny fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy androany teny Mahamasina. Ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny fanavaozana ny Repoblika, 𝐌𝐞 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 no nitarika izany.Nandray anjara tanatin’ny fanazavan-kevitra…

Fisedrana fomba fiasa amin’ny fanomanana ny Fikaonandoha tao amin’ny Fokontany Ankazomasina – Merimandroso

06 Martsa 2026 Ny fokontany Ankazomasina, kaominina Merimandroso , distrikan’ Ambohidratrimo faritra Analamanga no nanombohan’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika ny fisedrana ny fomba fiasa eny ifotony ho enti-manatanteraka ny fikaonandoham-pirenena androany. Niara-nisalahy tamin’izany ny tompon’andraikitry ny…

✿ »𝑵𝒚 𝒗𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚 𝒉𝒆𝒓𝒚 𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 »✿

06 martsa 2026TalatavolonondryMbola ao anatin’ny fankalazana nasionaly ny andron’ny vehivavy dia nifampitaona niaraka namboly hazo teny Talatavolonondry indray androany ireo solontena vehivavy mpiasam-bahoaka sy misehatra amin’ny fanjakana rehetra notarihin’ny vadin’ny Filohan’ny Fanavaozana, 𝐄𝐥𝐢𝐬𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 sy ny vadin’ireo mpanolotsaina avon’ny Fanavaozana. »…