ANTSO HO AN’NY FANAMPIANA IRAISAM-PIRENENA
ANTSO HO AN’NY FANAMPIANA IRAISAM-PIRENENA Governemantan’i Madagasikara, Rafitry ny Firenena Mikambana ary ny Vondrona miahy ny maha-olonaAntony: fanohanana ny fanampiana ny maha-olona any amin’ireo distrika voakasiky ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny Faritra Atsimo sy Atsimo Atsinanana Famonjena aina sy fiarovana…









