𝗙𝗶𝘇𝗮𝗿àna 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗿𝗮𝗯𝗼𝗶𝗻𝗮: « ANS Ampefiloha »

𝗙𝗶𝘇𝗮𝗿àna 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗿𝗮𝗯𝗼𝗶𝗻𝗮: « ANS Ampefiloha » 04 febroary 2026ANS AmpefilohaTraboina tao amin’ny Boriborintany voalohany indray no notsidihan’ny solontena avy amin’ny Fitondram-panjakana notarihin’ny Minisi-panjakana, Me Hanitra Razafimanantsoa niaraka tamin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Minisitry ny Fambolena sy Fiompina ary ny…









