admin

admin

FILAZANA FAMPITANDREMANA AMIN’NY FIAKARAN’NY RANO ETO AMIN’NY LEMAK’ANTANANARIVO

FILAZANA FAMPITANDREMANA AMIN’NY FIAKARAN’NY RANO ETO AMIN’NY LEMAK’ANTANANARIVO Fampitandremana mavo amin’ny renirano Ikopa sy ireo sampany Sisaony sy Mamba, noho ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI, ho an’ireto Kaominina ireto:Antananarivo Renivohitra, Tsiafahy, Androhibe Antsahadinta, Bongatsara, Antanetikely Ambohijoky, Alatsinainy Ambazaha, Ampahitrosy, Soalandy Ankadivoribe,…

𝟏𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 – 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚

𝟏𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 – 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐍𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐝𝐢𝐧𝐲, 𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐄𝐥𝐢𝐬𝐚, 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐨𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐨𝐲 𝐡𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐥𝐨𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐝𝐨𝐳𝐚 𝐆𝐄𝐙𝐀𝐍𝐈 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐤𝐚𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐚𝐯𝐚…

GEZANI

GEZANI Vinavina momba ny fivoaran’ny rivodoza #Gezani sy ny ireo Faritra mety mbola handalovany.#mepcr #BNGRC #météo

Gezani

Gezani Miombom-po tanteraka amin’ny vahoakan’ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo isika. Indrindra ny ao Toamasina I sy ny manodidina.Mankahery ny Malagasy rehetra tratry voina sy rava fananana. Arahabaina ihany koa ireo tsy maty fo aman’aina satria tena mafy be ny fipaikan’i #Gezani.…

𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗧

𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗧 𝗛𝗼 𝗳𝗶𝘀𝗼𝗿𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗹𝗼𝗸𝗼 𝗺𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗼𝘃𝗮 𝘁𝗼𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗼𝘇𝗮 𝗺𝗶𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼𝗱𝗼𝘇𝗮 . 𝗟𝗼𝘇𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗹𝗼𝗸𝗼 𝗺𝗲𝗻𝗮 : 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗡𝗝𝗜𝗥𝗢𝗙𝗢 ; 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 ; 𝗔𝗟𝗔𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗢𝗥𝗢 ; 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 ; 𝗕𝗘𝗧𝗦𝗜𝗕𝗢𝗞𝗔 Efa mihatra amin’ny…

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 10 Febroary 2026 – 10 ora maraina Tamin’ny 09 ora maraina teo dia tany amin’ny 186 km atsinanan’i Toamasina no nisy ny foiben’ilay rivodoza mahery GEZANI. Niakatra ho 160…

𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 : 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐀𝐂𝐀𝐎 – 𝟐𝟎𝟐𝟔, 𝐀𝐍𝐘 𝐒𝐎𝐈𝐒𝐀

𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 : 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐂𝐀𝐂𝐀𝐎 – 𝟐𝟎𝟐𝟔, 𝐀𝐍𝐘 𝐒𝐎𝐈𝐒𝐀 𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 [𝑭𝒂𝒉𝒂-10 𝒇𝒆𝒃𝒓𝒐𝒂𝒓𝒚 2026] Hotanterahina ao amin’ny Palais des Nations, any Genève amin’ity herinandro ity ny fihaonana iraisampirenena ho an’ny sehatry ny cacao 2026,…