𝐅𝐀𝐌𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐[𝑭𝒂𝒉𝒂-16 𝒎𝒂𝒓𝒔𝒂 2026]Tontosa soamantsara androany teto amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo ny lanonana famindram-pitantanana teo amin’ny Praiminisitra teo aloha, Andriamatoa Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, sy ny Praiminisitra vaovao, Andriamatoa Rajaonarison Mamitiana Jeannot Ruffin.Niombonan’ny roa tonta ny fankasitrahana ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i…









