Lanonam-pitsarana lehibe nametrahana tompon’andraikitra ambony teny anivon’ny Fitsarana an-tampony.

03 Aprily 2026 Anosy Tonga tamin’ity fotoana ity ihany koa ireo Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana, ny Général de Brigade Marcellin Zafitasondry sy ny Kolonely Rampanarivo Solofoniaina Thierry, ireo mpikambana ao anatin’ny governemanta ka anisan’izany ny Minisitra misahana ny Fanavaozana,Me Hanitra…









