Fihaonana teo amin’ny SADC sy ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika: nitondra ny tatitry ny iraka nampanaovina azy teto Madagasikara ny delegasionan’ny « Comité des sages » tarihin’i Dr Joyce Banda

Fihaonana teo amin’ny SADC sy ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika: nitondra ny tatitry ny iraka nampanaovina azy teto Madagasikara ny delegasionan’ny « Comité des sages » tarihin’i Dr Joyce Banda 05 Martsa 2026Lapan’iMahazoarivo Nahafapo ny dia teto Madagasikara…









