𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 Natao androany, teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana, ny fanambaram-pananana ho an’ny mpikambana rehetra ao amin’ny governemanta.Anisan’ny nahavita izany ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa.









