FAMPITAM – BAOVAO
Nanapa – kevitra ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika fa omena tambim – pankasitrahana ireo mpiasam – panjakana tsirairay avy. Efa niarahan’ny Vahoaka Malagasy manontolo naheno ireo fanambarana nifanesy nataon’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika mikasika ny fahasahiranana lalina mianjady amin’ireo mpiasam…









