🗓️ 20 Aprily 2026
📍 Mahajanga
✅ Mitohy ny asa fanomanana ny fikaonandoha ao amin’ny faritra Boeny.
👥 Nampivory ireo mpiara-miasa aminy ny Talem-paritry ny Fanavaozana Dr Tojo Razafindrakoto mba hanomezana ireo toromarika amin’ny fidinana ifotony any amin’ny distrikan’i Marovoay sy Ambatobe Boeny ny talata 21 sy 22 Aprily 2026
🎯 Tanjona amin’izao dia izao ny fampahafantarana ireo dingana momba ny fikaonandoha sy ny fandraisana anjara amin’izany.