𝐓𝐞𝐧𝐢𝐧’𝐢 𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 Misaotra an’Andriamanitra noho ny fitantanany. Misaotra ny Filoham-panjakana sy ny Praiminisitra nametraka ny fahatokisany tamin’ny tenanay. Misaotra
Manana roa volana ny mpikambana ao amin’ny Governemanta mba hanatanterahana ny politikam-panjakana fohy ezaka. Hivononana ny tamberin’andraikitra sy ny vokatra