
8 Martsa 2026
Ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa sy ireo vehivavy rehetra mpiara-miasa aminy dia faly miarahaba antsika
Ministère en Charge de la Refondation
Ministère en Charge de la Refondation

Ny Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana Me Hanitra Razafimanantsoa sy ireo vehivavy rehetra mpiara-miasa aminy dia faly miarahaba antsika

07 martsa 2026Efitrano fivoriana, Kianja BAREA Mahamasina Famelabelaran-kevitra no nentina nanohy ny fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy androany

06 Martsa 2026 Ny fokontany Ankazomasina, kaominina Merimandroso , distrikan’ Ambohidratrimo faritra Analamanga no nanombohan’ny Minisiteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny

06 martsa 2026TalatavolonondryMbola ao anatin’ny fankalazana nasionaly ny andron’ny vehivavy dia nifampitaona niaraka namboly hazo teny Talatavolonondry indray androany ireo

🗓️06 Martsa 2026 📍Lapan’ny fanatanjahan-tena sy ny kolontsaina Mahamasina ✅Nitohy androany teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny hetsika hanamarihana ny

FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONAN’NY AMPERORA NARUHITO 06 Martsa 2026Trano fonenan’ny ambasadaoron’ ’i Japon IvandryNomarihina androany teny amin’ny trano fonenan’ny Ambasadaoron’i