🔴 Manoloana ny fisian’ireo pejy sandoka maro, tianay ny mampatsiahy anareo fa ity pejy ity ihany no kaonty Facebook ofisialy ho an’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana.
💬 Ary ny pejy Ndao hikaondoha – Concertation Nationale kosa no hanarahana ireo vaovao rehetra mikasika ny fizotran’ny fikaonandoham-pirenena.

‼️ Araka izany, tsy tompon’andraikitra amin’izay votoatiny na vaovao mivoaka amin’ireo pejy hafa mampiasa ny anarany ny Minisitera.

#mcr#Fanavaozana
#fifanajana #FiarahaMientana #fanolorantena