๐Ÿ—“๏ธ 18 Jona 2026
๐Ÿ“ Anosy
๐•„๐•š๐•Ÿ๐•š๐•ค๐•š๐•ฅ๐•–๐•ฃ๐•’ ๐•ž๐•š๐•ค๐•’๐•™๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•Ÿ๐•ช ๐”ฝ๐•’๐•Ÿ๐•’๐•ง๐•’๐• ๐•ซ๐•’๐•Ÿ๐•’ : ๐•›๐•–๐•ฃ๐•ช ๐•ฅ๐• ๐••๐•š๐•œ๐•’ ๐•Ÿ๐•ช ๐™–๐™จ๐™– ๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™–, ๐•—๐•’๐•ž๐• ๐•๐•’๐•ง๐• ๐•๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•Ÿ๐•ช ๐•™๐•  ๐•’๐•ง๐•ช
๐Ÿ”ด Nihaona teny aminโ€™ny Tranombokim-pirenena Anosy androany ireo mpiara-miasa eo anivonโ€™ny Minisitera misahana ny Fanavaozana. Fotoana iray nahafahana nanao tombana ny asa vita sy nahafahana namolavola indray ny paikady hiatrehana ireo asa ho avy.
๐ŸŸข Anisan’ny andraikitra lehibe miandry ny Minisitera ny fanatanterahana ny ๐™‹๐™ง๐™ค๐™œ๐™ง๐™–๐™ข๐™–๐™ฃโ€™๐™–๐™จ๐™–๐™ฃ’๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– izay niarahana namolavola tamin’ny Fiadidiana ny Repoblika.
๐Ÿ”ด Mizara 6 mazava tsara ny iraka ao anatin’izany:
๐Ÿ‘‰ Tantsoroka amin’ny Fikaonandoham-pirenena
๐Ÿ‘‰ Famolavolana ny antontankevitra ยซย Document National d’orientation de la Refondationย ยป
๐Ÿ‘‰ Fanomanana ny Fifidianana
๐Ÿ‘‰ Fitarihana ireo Fanavaozana iraisan’ny Minisitera
๐Ÿ‘‰ Fametrahana ao anatin’ny Andrim-panjakana ny Dinam-pitondran-tena sy Tandrohasina.
๐Ÿ—ฃ๏ธ Nandritra izao fihaonana izao no nampahatsiahivan’ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa ny tokony hanomezan-danja ao anatinโ€™ny asa sy ny fihetsiky ny tsirairay ireo soatoavin’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana :
๐—™๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ.