
Nihaona ny Tale Misahana ny Fanavaozana Boeny sy ny solontenan’ny FFKM ho fanamafisana ny fiaraha-miasa sy fandrindrana ireo hetsika hatao ao amin’ny Faritra. Nofaritana nandritra izany fa hisy dinika lalina hiarahana amin’ireo filoham-piangonana efatra ny 24 Jona 2026, mialoha ny fankalazana ny fetim-pirenena.