MCR
Ministรจre en Charge de la Refondation
MCR
Ministรจre en Charge de la Refondation
Ao anatinโny fankalazana ny faha-66 taona niverenanโny Fahaleovantenanโi Madagasikara sy ny niorenanโny Foloalindahy, dia nisy ny fifaninanana tsipy kanety (pรฉtanque) nokarakarainโny Komitim-pirenena mpanomana ny fankalazana ny 26 jona.