MCR
Ministère en Charge de la Refondation
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy androany teo amin’ny tokontaninβny Kianja Barea Mahamasina ny kerimesin’ny Foloalindahy.
Nanatrika io fotoana io ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, GΓ©nΓ©ral de corps d’armΓ©e Maminirina Ely Razafitombo, ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa, ary ny Lehibenβny
Etamazaoro jeneralinβny Tafika.
sampana samihafa mandrafitra ny Hery Fiarovana sy ny Filaminana (HFF) : ny
Zandarimariam-pirenena, ny Tafika, ary ny Polisim-pirenena. Fotoana nahitana ihany koa ny maha samy hafa ireo hery fiarovana ireo.