MCR
Ministère en Charge de la Refondation
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
Araka ny fandaharam-potoana efa nifanarahana dia notanterahina tao amin’ny Kaominina Sahasinaka ny fanentanana nataon’ny Talem-paritry misahana ny Fanavaozana ho an’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, mikasika ny Fikaonandoham-pirenena
.
Nohamafisina nandritra ny fihaonana fa ilaina ny fanentanana mialoha eny ifotony mba tsy hahatonga ny vahoaka ho tampoka amin’ny fizotran’ny fikaonandoha. Tokony hapetraka tsara ny fandaminana sy ny rindran-damina, satria asa goavana mila fandraisana anjara iombonana no atao
#MCR#Fanavaozana