๐Ÿ—“๏ธ26 MAY 2026
๐Ÿ“Lapan’i Mahazoarivo
๐™๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ค๐™๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™–: ๐™™๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™ ’๐™–๐™จ๐™– ๐™ฉ๐™š๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ’๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™๐™†๐™ˆ ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ง๐™– ๐™ข๐™ž๐™จ๐™–๐™๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™–
โœ…Miroso hatrany ny fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena sy ny lanonana hanombohana ny dingan’ny Fikaonandoham-pirenena ho an’ny Fanavaozana.
๐Ÿ‘ฅNanatanteraka dinik’asa noho izany ny teo anivon’ny Primatiora notarihin’ny Talen’ny kabinetra sivilin’ny Praiminisitra, Ramatoa RANAIVOSOA Lalaina Bertille, ny mpiara-miasa eo anivon’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana notarihin’ny Me Hanitra Razafimanantsoa ary ny birao foiben’ny FFKM.
๐ŸŽฏTanjona ny handrindrana ny fomba fiasa hampahomby ny Fikaonandoham-pirenena.
๐Ÿ”ดHiavaka ny Fikaonandoham-pirenena amin’ity indray mitoraka ity satria hiainga avy eny ifotony ny adihevitra ary teny ierana avokoa ny fanapahan-kevitra rehetra. Ny mpitarika rehetra dia tsy misy mahazo manome ny heviny manokana.