Passer au contenu
Accueil
Actualités
Conseil de Gouvernement
Conseil des Ministres
Contacts
Le Ministre
Nos Projets
Organigramme
PMO-PGE
Staff
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
Actualités
Le Ministère
Le Ministre
Organigramme
Staff
Documentations
PMO-PGER
Conseil de Gouvernement
Conseil des Ministres
Nos Projets
Contacts
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
Menu
11 May 2026
Fianarantsoa
FIKAONANDOHAM-PARITRY NY TANORA TAO MATSIATRA AMBONY: efa manana ny vahaolana hampandrosoana ny faritra ireo tanora
Nanomboka androany tao amin’ny lapan’ny faritra Fianarantsoa ny fikaonandoham-paritra ho an’ny tanora ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony.
Anisan’ireo nandray fitenenana tanaty kabary fanokafana ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana any an-toerana, Ramatoa Stella Razanamahefa.
Mandray anjara ao anatin’ity fikaonandoha ity avokoa ny tanora avy eny amin’ny anjerimanontolo, avy amin’ny fikambanana isan-tsokajiny. Teo ihany koa ireo tanora manana fahasembanana.
Mitohy manerana ireo distrika rehetra ao anatin’ny faritra Matsiatra Ambony ity fikaonandohan’ny tanora hatramin’ny alarobia 13 Mai izao.
Loharanom-baovao : DRR Matsiatra Ambony
#MCR
#FANAVAOZANA
#FIKAOANDOHAM
-PIRENENA
#fifanajana
#FiarahaMientana
#fanolorantena