🗓️ 1 May 2026
📍VATOVAVY
🔴 Fametrahana amin’ny fomba Ofisialy ny Lehiben’ny Faritra Vatovavy, Ramatoa Hanitriniaina Elys Karena ny harivan’ny Zoma 01 May 2026.
👥 Natrehin’ny Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Jeneraly Lucien Rabearimanana sy ny Minisitra misahana ny asa, ny Fampananana asa sy ny asam-panjakana ary ireo Solombavambahoaka voafidy tao anaty Faritra Vatovavy.
👤 Nanome voninahitra ity fotoana ity ihany koa ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Andriamatoa Fridolin Caleb.