MCR
Ministรจre en Charge de la Refondation
MCR
Ministรจre en Charge de la Refondation
๐
๐๐๐๐๐๐
๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐ TA๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
Natomboka taminโny fomba ofisialy androany ny fikaonandoham-paritra ho anโny tanora tao aminโny Faritra Vatovavy, izay nahitana ny fandraisanโanjaranโireo solontena avy aminโireo distrika telo mandrafitra ny faritra.
โ๐๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ค๐ง๐ ๐ฃ๐ค ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐โ. Nandritra ity fanokafana ity dia nampiakatra ny feony ireo tanora nandray anjara, nitaky ny hanomezana sehatra bebe kokoa azy ireo aminโny fampandrosoana sy ny fanohanana mivantana ny tanora.
Fifampizarana, loabary an-dasy ary fandraisam-pitenenana no nanamarika ity fanokafana ity. Marihina fa nisy taminโireo fangatahanโny tanora no efa novalianโireo tomponandraikitra avy hatrany.