🗓️26 Aprily 2026
📍Analakely-Mahamasina
🔴Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena andiany fahaefatra
📷 Manasa anao hanaraka an-tsary ireo fotoana nisongadina nandritra ny « course de la solidarité »nanomboka teny amin’ny Parvis Analakely ka hatreny amin’ny Kianjan’i Mahamasina.
#mcr#Fanavaozana
#fifanajana#FiarahaMientana#Finiavana