
FARITRA VATOVAVY

23 ,24 Aprily 2026

Nidina ifotony tao amin’ny distrikan’i Mananjary ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana, Andriamatoa Fridolin Caleb.

Nanatrika ny fakankevitra ifotony mahakasika ny fananantany

Nifampidinika tamin’ny Prefettao anatin’ny hetsika fanomanana ny Fikaonandohan’ny tanora eo anivon’ny faritra