MCR
Ministère en Charge de la Refondation
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
Programa entina manatanteraka ny politika ankapoben’ny Fanjakana ho an’ny Fanavaozana : Nampahafantarina ireo mpiara-miombon’antoka 
*
Vina: Fametrahana Repoblika vaovao miorina amin’ny fanjakana tan-dalàna sy ny fifidianana madio.
*
Paikady: Fakan-kevitra isan’ambaratongany : miainga amin’ny fokontany, mandalo amin’ny kaominina sy distrika, faritra ary nasioanly amin’ny alalan’ny Fikaonandoha.
*
Antso: Fanentanana ny mpiara-miombon’antoka hanohana io Programan’ny fanavaozana io.
#fifanajana#fiaraha-mientana #Finiavana