Mitohy ny asa fanomanana ny fikaonandoha ao amin’ny faritra Boeny.
Nampivory ireo mpiara-miasa aminy ny Talem-paritry ny Fanavaozana Dr Tojo Razafindrakoto mba hanomezana ireo toromarika amin’ny fidinana ifotony any amin’ny distrikan’i Marovoay sy Ambatobe Boeny ny talata 21 sy 22 Aprily 2026
Tanjona amin’izao dia izao ny fampahafantarana ireo dingana momba ny fikaonandoha sy ny fandraisana anjara amin’izany.