๐—™๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ

๐Ÿ—“๏ธ7 Aprily 2026
๐Ÿ“Foibenโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fanavaozana
Antaninarenina
๐Ÿ—ฃ๏ธ๐—™๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ : mitohy ny fanomanana eo aminโ€™ny Minisitera misahana ny Fanavaozana (MCR) sy ny Minisiteranโ€™ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS)
๐ŸŸขNihaona omaly ny Sekretera Jeneralin’ ny Minisitera roa tonta sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky mba hametrahana fomba fiasa manaraka ny fenitra hampahombiazana ny fikaonandoha
anatinโ€™ny fanomanana ny Fikaonandohanโ€™ny Tanora.
๐Ÿ”ดTao anatinโ€™ireo teboka no dinihina ihany koa ny sehatra fanehoan-kevitry ny tanora na ny ยซ Cercle de rรฉflexion des jeunesยป.
โœ…Ny 14 aprily izao no hanombohana aminโ€™ny fomba ofisialy ny Fikaonandoha nasionalinโ€™ny Tanora. Aorian’izay dia hisy ny fanamafisana ny fahaiza-manaonโ€™ireo Talem-paritra avy aminโ€™ny minisitera roa tonta izay aharitra telo andro eo.