MCR
Ministère en Charge de la Refondation
MCR
Ministère en Charge de la Refondation
Tonga nanolotra izany ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara ny Kolonely Randrianirina Michaël,ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta Atoa Rajaonarison Mamitiana.Isan’ny nanatrika izany ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana Maître Hanitra Razafimanantsoa sy ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta ary ireo olo-manan-kaja ambony eo anivon’ny Faritra Atsinanana 
