Niarahana tamin’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoran’afo, ary notronin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, Kolonely Randrianirina Michaรซl sy ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Atoa Rajaonarison Mamitiana izany.
Isan’ny nanatrika izany fotoana izany ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa, ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta ary ireo manampahefana ambony avy ao amin’ny Faritra Atsinanana.