๐Ÿ“09 Jolay 2026 โ€“ Toamasina
๐Ÿค ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ก๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Œ๐ข๐ฌ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐ซ๐š๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐ž๐š๐ฏ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Œ๐ข๐ฌ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐€๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐š
๐Ÿ“Nitsidika ny biraon’ny Fitaleavam-paritra Atsinanana ao Toamasina ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa sy ireo mpiara-miasa aminy.Fihaonana izay nizotra tamim-pitiavana sy nanolorana an’ny Ramatoa Minisitra fitafy nentim-paharazana Betsimisaraka ho mariky ny fanajana sy ny fankasitrahana. Nandray azy tamin’izany ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atsinanana Rtoa Rasoanamary Voizy Blandine sy ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Analanjirofo Rtoa Andrianandraina Aldine Nisy ihany koa ny dinika fohy niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra sy mpiasa, nifampizarana toromarika sy nandrindrana ny fanatsarana ny fomba fiasa eo anivon’ny Minisitera.
โœ… Nohamafisina nandritra ny fihaonana ny firaisankina sy ny fiaraha-miasa teo amin’ny mpiasa, ary nazava ireo laharam-pahamehana sy toromarika entina hanatsarana ny fanatanterahana ny asa.
๐ŸŽฏ Izao fitsidihana izao izay hitondra fanatsarana ny fahombiazan’ny asa sy ny kalitaon’ny tolotra omen’ny Minisitera, sady hampitombo ny fahavononan’ny mpiasa hanatanteraka amim-pahombiazana ny vina sy ny tanjon’ny Fanavaozana. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
# MCR # Fanavaozana