๐— ๐—œ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐— ๐—•๐—œ๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ญ๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ญ๐—˜๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐— ๐—•๐—œ๐—ก-๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”๐— ๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—”

๐Ÿ“ข ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—”๐—ฆ๐—”๐— -๐—ฃ๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ž๐—”๐—ก๐—”
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Ao anatin’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana ny fanatsarana hatrany ny fari-piainan’ny mpiasa sy ny fanavaozana ny fitantanana ny asam-panjakana.
Taorian’ny fampiakarana ny karama farany ambany eo amin’ny sehatra tsy miankina ho 300 000 Ariary sy 315 000 Ariary, dia nohavaozina ihany koa ny tambim-pivezivezena sy ny tambin-karama amin’ny iraka ho an’ny mpiasam-panjakana.
๐Ÿ“œ Mihatra nanomboka ny 12 Jona 2026 ny Didim-panjakana laharana 2026-1256, ary navoaka tao amin’ny Gazetim-panjakana ny 20 Jona 2026.
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿ“Œ ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—Ÿ๐—˜๐—›๐—œ๐—•๐—˜
๐Ÿ‘ฅ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฆ๐—ข๐—ž๐—”๐—๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ฆ๐—”
๐ŸŸฆ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” I
โžก๏ธ Indice : mihoatra ny 2 000
๐ŸŸจ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” II
โžก๏ธ Indice : 900 hatramin’ny 2 000
๐ŸŸฉ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” III
โžก๏ธ Indice : latsaky ny 900
๐Ÿ’ก Io fanasokajiana io no mamaritra ny tamby sy ny fanonerana rehetra raisin’ny mpiasa.
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿ’ฐ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ง๐—ข๐— ๐—•๐—ข๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—•๐—ข๐—Ÿ๐—”
๐ŸŸฆ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” I
๐Ÿ’ผ Tamby isan’andro amin’ny iraka : 115 000 Ar
๐ŸŒ† Any amin’ny tanร n-dehibe lafo vidim-piainana : 150 000 Ar
๐Ÿจ Tamby hotely sy sakafo : 90 000 Ar
๐Ÿ  Tamby fifindran-trano (1โ€“4 olona) : 300 000 Ar
๐Ÿ‘ถ Isaky ny zanaka fanampiny : 30 000 Ar
๐Ÿ“ฆ Fitaterana entan’ny mpiasa : 2 500 kg
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง Fitaterana entan’ny vady : 1 500 kg
๐Ÿงณ Fitaterana entan’ny zanaka : 500 kg
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐ŸŸจ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” II
๐Ÿ’ผ 90 000 Ar
๐ŸŒ† 120 000 Ar
๐Ÿจ 75 000 Ar
๐Ÿ  255 000 Ar
๐Ÿ‘ถ 25 000 Ar
๐Ÿ“ฆ 2 000 kg
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง 1 250 kg
๐Ÿงณ 500 kg
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐ŸŸฉ ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” III
๐Ÿ’ผ 80 000 Ar
๐ŸŒ† 100 000 Ar
๐Ÿจ 60 000 Ar
๐Ÿ  210 000 Ar
๐Ÿ‘ถ 20 000 Ar
๐Ÿ“ฆ 1 500 kg
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง 1 000 kg
๐Ÿงณ 500 kg
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
โ„น๏ธ ๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—›๐—œ๐—ก๐—” ๐—™๐—”
๐Ÿ‘ฉโ€โค๏ธโ€๐Ÿ‘จ Ny vady dia mahazo 2/3-n’ny tamby hotely sy sakafo.
๐Ÿ‘ง Ny zanaka tsirairay dia mahazo 1/2-n’izany tamby izany.
โšฐ๏ธ 4 500 Ariary isaky ny kilometatra ny saram-pitaterana razana na taolambalo.
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿš— ๐—™๐—˜๐—ฃ๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—”
โœ… 25 km farafahakeliny miala ny toeram-piasana vao mahazo tamby.
โœ… 8 ora farafahakeliny no fijanonana any amin’ny toerana anirahana.
โœ… Tsy mahazo mody matory mandritra ny iraka.
โœ… 10 andro no faharetana ambony indrindra raha tsy misy fankatoavana manokana.
โœ… Mihoatra ny 3 volana โžœ raisina ho fifindrana maharitra.
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿ›ก๏ธ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—”๐—™๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”-๐— ๐—”๐—ฆ๐—ข
๐Ÿ“ Tsy maintsy asiana tomboka sy fanamarinana ny Didy Maniraka.
๐Ÿชช Tsy maintsy aseho ny Kara-panondrom-pirenena, fahazoan-dร lana mamily na Pasipaoro.
๐Ÿ•’ Raha mihoatra ny 96 ora ny faharetan’ny dia dia tsy maintsy misy fanazavana an-tsoratra.
โŒ Tsy hisy tamby aloa raha tsy voahaja ireo fepetra rehetra ireo.
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐ŸŽฏ ๐—›๐—˜๐—ฉ๐—œ-๐——๐—˜๐—›๐—œ๐—•๐—˜
โœ”๏ธ Nampitomboina ny tamby sy ny fanonerana ara-bola ho an’ny mpiasam-panjakana.
โœ”๏ธ Nohavaozina ny fanasokajiana ny mpiasa araka ny mari-karama.
โœ”๏ธ Nohamafisina ny mangarahara sy ny fanaraha-maso ny Didy Maniraka.
โœ”๏ธ Mihatra amin’ireo fivezivezena rehetra natao taorian’ny nandraisana ny Didim-panjakana ireo fepetra vaovao ireo.
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿ“– ๐—ฉ๐—”๐—ž๐—œ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐——๐—œ๐——๐—œ๐— -๐—ฃ๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ž๐—”๐—ก๐—”
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฝ๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ โ€ข ๐—™๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ โ€ข ๐—›๐—ผ ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜†