πŸ“Fenoarivo Atsinanana | 03 Jolay 2026
πŸŽ―π…π€ππƒπ‘π€πˆπ’π€ππ€ 𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 π…πˆπ•πŽπ‘πˆπ€πŒ-ππ€ππƒπ‘πˆππƒπ‘π€ππ€ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π€ππ€π‹π€ππ‰πˆπ‘πŽπ…πŽ
βœ…Notanterahina ny zoma 03 Jolay 2026 ny fivoriam-pandrindrana notarihin’Andriamatoa Prefet an’i FΓ©nΓ©rive-Est sy ny Lehiben’ny Faritra Analanjirofo, niarahana tamin’ireo Talem-paritra sy lehiben’ny sampan-draharaham-panjakana rehetra eto amin’ny Faritra Analanjirofo isan’izany ny Talem-paritry ny Fanavaozana Analanjirofo Rtoa Andrianandraina Aldine
πŸ“Ity fivoriana ity dia sehatra ifampizarana vaovao sy ifanakalozana momba ireo asa efa vita, ny zava-misy eny anivon’ny sampan-draharaha tsirairay, ary ny asa kasaina hotanterahina, mba hanamafisana ny fandrindrana sy ny fiaraha-miasa.
Nandritra izany dia samy nandray fitenenana ireo Talem-paritra ka nitatitra ny zava-bita sy ny laharam-pahamehana eo amin’ny sehatra iandraiketany.
πŸ“©Ho an’ny Fitaleavam-paritry ny Fanavaozana Analanjirofo, dia nampahafantarina fa amin’izao fotoana izao dia nanazava fa manao tan-tsoroka ny FFKM no anisany asa ho ny Ministeran’ny Fanavaozana mandritra ny fikaonandoha, amin’ny alalan’ny π’‡π’Šπ’…π’Šπ’π’‚π’π’‚ π’†π’π’š π’Šπ’‡π’π’•π’π’π’š π’‰π’‚π’Žπ’‘π’‚π’‰π’‚π’‡π’‚π’π’•π’‚π’“π’‚π’π’‚ π’π’š π’—π’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ π’π’š π’‡π’Šπ’”π’Šπ’‚π’’π’π’š π’‡π’‚π’Œπ’‚π’-π’Œπ’†π’—π’Šπ’•π’“π’‚ π’”π’š 𝒉𝒂𝒏𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 π’‚π’›π’š π’Šπ’“π’†π’ π’‰π’‚π’π’…π’“π’‚π’š 𝒂𝒏𝒋𝒂𝒓𝒂 π’Žπ’‚π’—π’Šπ’•π’“π’Šπ’Œπ’‚ π’‚π’Žπ’Šπ’’π’Šπ’›π’‚π’π’š.
πŸ‡²πŸ‡¬ Nohamafisina ihany koa fa ezahina hotanterahina isam-bolana ity fivoriam-pandrindrana ity, mba hiantohana ny fifampizaram-baovao sy ny fandrindrana mahomby eo amin’ireo sampan-draharaham-panjakana ao amin’ny Faritra Analanjirofo.