📆26 Jona 2026
📍Ambositra-Faritra Amoron’i Mania
🎯Fintina an-tsary ny fankalazana ny faha 66 taona niverenan’ny Fahaleovantena tao amin’ny Faritra Amoron’ny Mania.Anisany nandray anjara feno tamin’izany fankalazana izany ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Amoron’i Mania🇲🇬🇲🇬
#fifanajana#FiarahaMientana