
π
ππ‘π-ππ πππ¨π§π : ππ’π³ππ«ππ§π π¬ππ’π§ππ¦-π©π’π«ππ§ππ§π π¬π² ππ«ππ§ππ«π’π§π π‘π¨ππ§ππ’-π¦ππ§ππ§ππ«πππ«π π§π² ππ’ππ’ππ―ππ§-πππ§π’π§ππ«ππ³ππ§π
Ho fanamarihana ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantena, ny Minisitera misahana ny Fanavaozana, amin’ny alalan’ny π
π’ππ¨π§ππ«ππ§π π
π¨π’ππ π¦π’π¬ππ‘ππ§π π§π² ππ’π§ππ¦-π©π’ππ¨π§ππ«ππππ§π π¬π² π§π² πππ§ππ«π¨π‘ππ¬π’π§π (Direction du Pacte Moral et de l’ Γthique Publique), dia nizara sainam-pirenena sy arendrina tamin’ireo mponina teny amin’ny faritra maro teto amin’ny boriborintany Antananarivo :

Tsiazotafo β Ampandrana β Antaninandro – Faravohitra β Antohomadinika – Ankorondrano β Nanisana, Andavamanba …

πππ§π£π¨π§π ?
Hanentana ny olom-pirenena hanandratra amim-pireharehana ny sainam-pirenena, mariky ny fahaleovantena, ny firaisankina ary ny maha-Malagasy antsika.

Satria ny fankalazana ny 26 Jona dia tsy mijanona amin’ny fety sy ny afomanga ihany.

Fotoana iray izany hanamafisana ny andraikitsika amin’ny maha-olom-pirenena, hampiroboroboana ny fifampitokisana eo amin’ny vahoaka sy ny andrim-panjakana, ary hamelomana hatrany ny hasin’ny maha-Malagasy.

π΅π ππππππ-ππππππππ πππππππππ ππ πππππππ’ππ πππππ π
ππ ππππππ ππ ππππππππππππ.

π΅π πππππ
ππππ πππππππππ π
ππ ππππππ ππ πππππππππππ ππ ππ ππππππππππππ.

π¨ππ ππ ππππππππ-ππππππ
ππππππ π
ππ πππππ ππππ’ππ πππππππππ ππ πππ
ππππππππ ππππ’πππ
ππ
66 taona taorian’ny nahazoana ny Fahaleovantena, samy manana ny anjara birikiny amin’ny fananganana firenena mendrika sy vanona isika rehetra.

Andao hanandratra ny sainam-pirenena amim-pireharehana.

Andao hikolokolo ny soatoavina mampandroso ny fiaraha-monina.

Andao hiara-hanoratra pejy vaovao ho an’i Madagasikara.