🎯TALEM-PARITRA MISAHANA NY FANAVAOZANA ANDROY
📝📫Ny 22 Jona 2026, dia nandray anjara tamin’ny fihaonana momba ny fanavaozana ny lisi-pifidianana (refonte) teto Ambovombe ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Androy Miha Jaonasitera, niaraka tamin’ny solontenan’ny CENI Foibe, ny FFKM, ireo Sefo Fokontany ary ny fiarahamonim-pirenena.
👉Nifantoka tamin’ny fanatsarana ny lisi-pifidianana ny dinika, mba hisian’ny fifidianana mangarahara sy eken’ny rehetra eto Madagasikara. 🗳️🇲🇬