
23 Jona 2026,

πππππ ππ’ πππ‘ππ ππ₯ππππ‘π π‘π¬ ππππ-π²π² π§ππ’π‘π π‘π¬ πππππππ’π©ππ‘π§ππ‘π β ππ’ππ‘π¬

Notanterahina teto Mahajanga ny diabe ho fanamarihana ny faha-66 taona niverenanβny Fahaleovantenanβi Madagasikara. Niainga teo aminβny Lapanβny TanΓ na ireo mpiasam-panjakana ary namakivaky ny tanΓ na, ka nofaranana taminβny hetsika Zumba teo anoloanβny Lapanβny TanΓ na izany.
Nitarika ny hetsika ny PrΓ©fet Mahajanga sy ny Lehiben’ny Faritra Boeny Boeny. Nanatrika izany ihany koa ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana eto aminβny Faritra Boeny Razafindrakoto Tojo Harinala